
Tolotr'asa _ Stagiaire
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
📢 FAMPITANDREMANA: MITADY STAGIAIRE – VAROTRA IRAISAM-PIRENENA & PROSPECTION Toerana iasana: Télétravail / Azo ifanarahana 🔹 Asa atao Eo ambany fitarihan’ny tompon’andraikitra, ny stagiaire dia hiandraikitra indrindra ny fitadiavana mpanjifa vaovao any ivelany: - Mampiasa Internet sy fitaovana informatika hitadiavana sy hanangonana lisitr’ireo mpanafatra (importateurs) any Eoropa, Etazonia ary Azia. - Mandefa mailaka voalohany amin’ireo mpanjifa mety ho izy ary manao ny fampahatsiahivana sy fanarahana (relance). - Manavao sy mitazona ny rakitra misy ny mombamomba ireo mpanjifa ao amin’ny orinasa. 🔹 Mombamomba ny olona tadiavina - Mpianatra na manana Baccalauréat, indrindra amin’ny Commerce International, Marketing na Gestion (ohatra: INSCAE, ISCAM, Oniversite, sns.). - Mahay tsara mampiasa Internet, tambajotra matihanina ary fitaovana birao toy ny Excel sy Word. - Mahay manoratra tsara amin’ny teny frantsay; tombony lehibe raha mahay teny anglisy. - Olona mazoto, mahay miasa irery, mahaleo tena ary mahay manolotra hevitra. 🎁 Tombontsoa - Indemnité de stage - Commission manintona arakaraka ny varotra vita. 📩 Fomba fangatahana 📧 Alefaso any amin’ny dinealy3@gmail.com ny CV-nao. 📲 Na antsoy/ifandraiso amin’ny WhatsApp: +261 38 40 823 78.









