
Tolotr'asa Tamatave _ Mitady mpanjaitra
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
Mitady Mpanjaitra maika na lahy na vavy, rehefa mahafehy ny zaitra dia mety - Olona vonona hiasa maharitra sy hiasa tsara -Olona matotra -Olona mazoto, sy tsy taizan'aretina -Olona mahay miara-miasa amin'ny ekipa sy tsara fitondrantena Toerana iasana : TAMATAVE Alefaso ao amin'ny adiresy email kalomasibo@gmail.com na WhatsApp+261381197847 n'y CV+ prétention salariale na Tonga dia miantso ny laharana Raha toa ka anatitra izany mivantana









