
Tolotr'asa _ Masseuse maromaro
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
🔥 MITADY MPANOTRA 🔥 Mitady mpiasa ho an’ireo salon 2 izahay : 💆♀️ MASSEUSE 💅 ESTHÉTICIENNE Olona mipetraka manodidina Ampasampito - Isoraka 🔎 Olona tadiavina : ✔️ Sérieuse sy matotra ✔️ Mazoto miasa ✔️ Ara-potoana ✔️ Madio sy milamina ✔️ Mahay mandray sy mifandray amin’ny cliente ✔️ Manana expérience amin’ny massage na esthétique dia tombony lehibe 📩 Raha liana ianao dia alefaso amin’ny MP na WhatsApp 0341275006 : • CV • Numéro téléphone • Fampahafantarana fohy momba anao 🌸 ARIES & PISCIES MASSAGE & BEAUTY STORE Ny hatsaran-tarehy sy ny fahasalamana no laharam-pahamehanay.









