
Tolotr'asa _ Livreur
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
📢 OFFRE D’EMPLOI – LIVREUR 🛵 Supermarché iray ao Ankazomanga mitady Livreur sérieux, dynamique ary tompon’andraikitra. 📍 Toerana: manodidina ny Oriental International, Ankazomanga 🕦 Ora fiasana: 11h30 – 21h00 📅 Fandaharam-potoana: miasa 6 andro/7 ❌ Sabotsy: tsy miasa ✅ Alahady: miasa 💰 Karama: salaire fixe isam-bolana 🔎 Profil recherché : 👤 18 – 27 taona 📍 Aleo monina manodidina an’Ankazomanga / Oriental International 🗺️ Mahay mampiasa Google Maps / GPS 🛵 Mahay manao livraison 🏪 Rehefa tsy misy livraison dia mijanona ao amin’ny supermarché ary manampy amin’ny asa ilaina ⏰ Sérieux sy ponctuel 💪 Dynamique 038 90 814 15 📩 Raha liana dia afaka mandefa CV na mifandray aminay amin’ny message privé. Ity koa









