
Offre d'emploi _ Livreur
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
Mitady olona hokaramaina isambolana hatao livreur 👉🏽 izahay ato Agence Lehilahy Mahery Commission & Livraison dia mitady olona hatao livreur karamaina isambolana . #CONDITIONS 👉🏽 Mipetraka manodidina 67 HA na atomadinika 👉🏽 Manana permis tsaratsara kokoa na tsy mana tsy manino 👉🏽 Mahay toerana eto Antananarivo 👉🏽Efa niasa nanao livreur 👉🏽Olona tena vonona hiasa 👉🏽 Tsaratsara kokoa olona manana téléphone Android Mp na miantso Avy hatrany 033 79 211 00









