
📢 MITADY MPiasa – COURSIER AMIN’NY BISIKILETA
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
📢 MITADY MPiasa – COURSIER AMIN’NY BISIKILETA Yorokobi dia mitady lehilahy hiasa amin’ny maha Coursier amin’ny bisikileta, ary afaka manomboka avy hatrany. 🔹 Asa sy andraikitra : Manao livraison sy iraka samihafa ho an’ny orinasa ; Manao achats sy maka entana ilain’ny orinasa ; Mitatitra sy manatitra antontan-taratasy, colis ary entana ; Manatanteraka ireo asa sy iraka hafa omen’ny tompon’andraikitra. 🔹 Mombamomba ny olona tadiavina : Lehilahy matotra, mazoto ary tonga ara-potoana ; Mahay mandray andraikitra, voalamina ary mahaleo tena amin’ny asa ; Mahafantatra tsara an’Antananarivo sy ny manodidina ; Mahay mitaingina bisikileta ; Raha efa niasa ho Coursier dia tombony lehibe ; Vonona hiasa avy hatrany. Mipetraka manodidina an’i Ivato. 📍 Toerana hiasana : Antananarivo sy ny manodidina 📅 Fanombohana : AVY HATRANY 📞 Raha mila fanazavana na handefa candidature : 📱 038 14 108 58 — Antso na WhatsApp 📱 037 20 283 89 -WhatsApp 📩 Alefaso amin’ireo laharana etsy ambony ny CV-nao miaraka amin’ny mention : « Candidature – Coursier amin’ny bisikileta ».









