
📢 MITADY MPIASA: CHAUFFEUR POIDS LOURD (H/F) – MAJUNGA
Prix à discuter
Annonces sponsorisées
Conseils de sécurité
- ·Rencontrez le vendeur dans un lieu public
- ·Ne payez jamais à l'avance sans voir l'article
- ·Vérifiez l'article avant tout paiement
- ·Méfiez-vous des prix anormalement bas
Description
📢 MITADY MPIASA: CHAUFFEUR POIDS LOURD (H/F) – MAJUNGA 🏢 Béton Ouest dia mitady Chauffeur Poids Lourd vaovao hanatevin-daharana ny ekipany ao Majunga. 👉 Asa atao : - 🚛 Mitondra sy manatitra ny vokatra sy entan’ny orinasa. - 📦 Miandraikitra ny famenoana sy fampidinana entana amin’ny fomba azo antoka. - 🔧 Mikarakara sy mitazona ny fahadiovan’ny fiara. - 📄 Miandraikitra sy mitantana ireo antontan-taratasy momba ny fanaterana. 👉 Fepetra takiana : - ✅ Manana Permis C mbola manan-kery. - ✅ Manana traikefa 3 taona farafahakeliny amin’ny fitondrana Poids Lourd boîte à gammes. - ✅ Mahafantatra tsara an’i Majunga sy ny manodidina azy. - ✅ Olona matotra, ara-potoana ary mahay mandray andraikitra. 📩 Fomba fangatahana asa : Alefaso amin’ny CV ny antontan-taratasinao amin’ny : 📧 rh@betonouest.mg 📞 Antsoy : 038 10 517 86 / 034 10 607 86 📍 Adiresy : Villa Sikinabag, Route de l’Aéroport, Mazava Huile, Mahajanga 📅 Daty farany handefasana candidature : 30 Oktobra 2026









